-x-antambahoaka_2jn_text_reg/01/04.txt

1 line
227 B
Plaintext

Faly be zaho satria nahita ny sanagny amin'iregny zanakao mandea amin'ny fahamarinana, kara ny nandraisantsena zany didy zany avy tamin'ny Iaba. De mangataka aminao zaho, raviavy - tsy kara ny manoratra didy vaovao aminao zaho,