-x-antambahoaka_2jn_text_reg/01/04.txt

1 line
491 B
Plaintext

\v 4 Faly be zaho satria nahita ny sanagny amin'iregny zanakao mandea amin'ny fahamarinana, kara ny nandraisantsena zany didy zany avy tamin'ny Iaba.\v 5 De mangataka aminao zaho, raviavy - tsy kara ny manoratra didy vaovao aminao zaho, fa zay nanagnantsena hatramin'ny voalohany - de ny tokony hifankatiavantsena samy atsena.\v 6 Izao no fitiavana, de mba ny handehanantsena araka ny didiny. Izao no didy, araka ny regninareo hatramin'ny voalohany, de ny tokony handehananareo amin'zany.