-x-antambahoaka_2jn_text_reg/01/01.txt

1 line
446 B
Plaintext

\v 1 Avy amin'ny loholona ka hatramin'ny viavy voafidy de iregny zanagny, zay teko amin'ny fahamarinana_- ary tsy zaho raika, fa iregny maro be zay nahafantatra ny marina my koa - \v 2 nony fahamarinana zay mipetraka ao agnatintsena sady hiaraka amintsena mandrakizay. \v 3 Ho amintsena ane ny fahasoavana, ny famindram-po, ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Iaba sy avy amin'i Jesôsy Kristy, Zanaky ny Iaba, amin'ny fahamarinana sy fitiavana.