\v 7 Fa maro iregny mpamitaka efa misy agny amin'zao tontolo zao, sady izy iregny de tsy magneky fa Jesôsy Kristy de tonga olona. Zany no mpamitaka sy antikristy.\v 8 Jerevo ny tegnanareo, mba tsy hahavery iregny raha zay efa vitantsena maro be, fa mba handraisanareo valim-babena feno.