diff --git a/01/09.txt b/01/09.txt index 79d0f44..c53fc2f 100644 --- a/01/09.txt +++ b/01/09.txt @@ -1 +1 @@ -Na iza na iza mandea eo aloha sady tsy mipetraka amin'ny fampianaran'i Kristy de tsy managna an'Andriamanitra. Ny raika zay mipetraka amin'ny fampianarana, zany raika zany de managna ny Iaba sy ny Zanaka. Naha misy olona tonga eo aminao ary tsy mitondra zany fampianarana zany, de aza mandray an'azy ho ao an-dragnonao sady aza miarahaba an'azy. Fa zay miarahaba an'azy de mitambatra amin'ny ratsy amboariny. \ No newline at end of file +\v 9 Na iza na iza mandea eo aloha sady tsy mipetraka amin'ny fampianaran'i Kristy de tsy managna an'Andriamanitra. Ny raika zay mipetraka amin'ny fampianarana, zany raika zany de managna ny Iaba sy ny Zanaka. \v 10 Naha misy olona tonga eo aminao ary tsy mitondra zany fampianarana zany, de aza mandray an'azy ho ao an-dragnonao sady aza miarahaba an'azy. \v 11 Fa zay miarahaba an'azy de magnaraka amin'ny ratsy ataony. \ No newline at end of file