auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-11 14:54:13 +03:00 committed by root
parent 3292665484
commit 7c9783a706
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Faly be zaho satria nahita ny sanagny amin'iregny zanakao mandea amin'ny fahamarinana, kara ny nandraisantsena zany didy zany avy tamin'ny Iaba. De mangataka aminao zaho, raviavy - tsy kara ny manoratra didy vaovao aminao zaho, fa zay nanagnantsena hatramin'ny voalohany - de ny tokony hifankatiavantsena say
Faly be zaho satria nahita ny sanagny amin'iregny zanakao mandea amin'ny fahamarinana, kara ny nandraisantsena zany didy zany avy tamin'ny Iaba. De mangataka aminao zaho, raviavy - tsy kara ny manoratra didy vaovao aminao zaho, fa zay nanagnantsena hatramin'ny voalohany - de ny tokony hifankatiavantsena samy atsena. Izao ny fitiavana, de mba ny handehanantsena araka ny didiny.