-x-antambahoaka_1th_text_reg/05/15.txt

1 line
294 B
Plaintext

\v 18 Tsisy\v 15 olona mamaly ratsy ny ratsy na amin'iza na amin'iza. Fa koja, miaragna zay tsara ho an'ny tsirai-draika sady ho an'ny marobe. \v 16 Mifalia fehizay. \v 17 Aza megnina mivavaka. Misaora amin'ny raha marobe. Fa zany no sitrapon'Andriamanitra ao amin'ny Kristy Jesôsy ho anareo.