-x-antambahoaka_1th_text_reg/03/11.txt

1 line
438 B
Plaintext

\v 11 Andriamanitra Raintsika tegnany, de Jesôsy Tompontsika ane, hagnitsy ny làlanay ho aminareo.\v 12 Ny Tompo ane hampitombo sady hampandroso ny fifankatiavanareo amin'ny hafa sy olona marobe, kara ny ataonay aminareo koa. \v 13 Izy ane hagnamafy ny fonareo, ka mba tsy hanagna tsigny amin'ny fahamasinan'iary zareo eo agnatrehan'Andriamanitra Raintsika, amin'ny fahatongavan'i Jesôsy Tompontsika mbamin'iregny olona masina marobe.