-x-antambahoaka_1th_text_reg/02/03.txt

1 line
310 B
Plaintext

\v 3 Satria ny fagnanaranay de tsy tamin'ny zaka diso, na tamin'ny zaka ratsy, na tamin'ny famitahana.\v 4 Fa koja, araka ny nagneken'Andriamanitra anay mba hatokisana amin'ny Filazantsara, noho zany de mizaka zahay. Mizaka zahay, tsy hafaly ny olona, fa hafaly an'Andriamanitra. Izy no mahafantatra ny fonay.