-x-antambahoaka_1th_text_reg/03/08.txt

1 line
359 B
Plaintext

\v 8 Fa amin'ny izao de velona zahay, na mifikitra mafy amin'ny Tompo anareo. \v 9 Ka fisaorana ôtra ny aôna no azonay omena an'Andriamanitra ny aminareo, tamin'ny fifaliana marobe zay nanagnanay teo agnatrehan'Andriamanitra noho ny aminareo?\v 10 Mivavaka mafy andro aman'alina zahay mba ahita ny hatsaranareo mba hanoagna zay tsy ampy amin'ny finoanareo.