-x-antambahoaka_1th_text_reg/02/13.txt

2 lines
320 B
Plaintext

\v 13 Izany my koa no antony isaoranay an'Andriamanitra fehizay fehizay. Fa anareo ndreka nahazo avy taminay ny hafatr'Andriamanitra zay regninareo, de tsy niresinareo zany ôtrany zakan'olona. Fa koja, niresinareo zany araka ny marina, de ny tenin'Andriamanitra.Izany teny zany my koa no
miasa aminareo zay mino.