-x-antambahoaka_1th_text_reg/01/04.txt

1 line
328 B
Plaintext

4 Ry rahalahy ten'Andriamanitra, fantanay fa Izy de efa nifidy anareo, 5 Satria ny filazantsaranay de tonga taninareo tsy tamin'ny zaka fotsiny, fa tamin'ny hery my koa, tamin'ny Fanahy Madina, mban'ny fahatokisana Maro. Mitovy amin'izany, ianareo my koa de mahafantatra hoe olona nagnano akory zahay taninareo noho my aminareo.