\v 12 Mangataka aminareo zahay, ry rahalay, mba hagnekenareo zay misahirana aminareo sy mitondra anareo amin'ny Tompo sady magnanatra anareo.\v 13 Magnataka aminareo my koa zahay mba hagnaja an'iary zareo am-pitiavana naho ny asan'iary zareo. mihavàna amin'ny tegnanareo.\v 14 Magnanatra anareo zahay, ry rahalay: ampitandremo ny fikorontagnana, hampaherezo iregny ketraka, ampeo ny malemy, mahareta amin'ny raha marobe.