auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-25 01:45:09 -04:00 committed by root
parent 2510f25c98
commit ec7e098067
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Momban'ny fifankatiavan'ny mpirahalay, tsy ilanareo olon-kafa ny hanoratra an'zany ho anareo, fa ny tegnanareo de nampian'Andriamanitra mba hifankatia. Ataonareo tegnany zany, ho an'iregny rahalay marobe zay eragn'i Makedonia. Fa zahay de magnanatra anareo, ry rahalay, mba hagnano mihoatra. Magnanatra anareo my koa zahay mba hagnandrana hiaigna am-pilaminana, hisaigna ny asanareo manokana, sady hiasa ny tàgnanareo manokana, kara ny nandidiany anareo, hanagnanareo fitondran-tegna tsara eo agnatrehan'iregny tsy mino
Momban'ny fifankatiavan'ny mpirahalay, tsy ilanareo olon-kafa ny hanoratra an'zany ho anareo, fa ny tegnanareo de nampian'Andriamanitra mba hifankatia. Ataonareo tegnany zany, ho an'iregny rahalay marobe zay eragn'i Makedonia. Fa zahay de magnanatra anareo, ry rahalay, mba hagnano mihoatra. Magnanatra anareo my koa zahay mba hagnandrana hiaigna am-pilaminana, hisaigna ny asanareo manokana, sady hiasa ny tàgnanareo manokana, kara ny nandidiany anareo, hanagnanareo fitondran-tegna tsara eo agnatrehan'iregny tsy mino sady tsy hanagna raha