diff --git a/04/16.txt b/04/16.txt index e0c9e3e..9f5fb65 100644 --- a/04/16.txt +++ b/04/16.txt @@ -1 +1 @@ -Fa ny tegnan'ny Tompo no hijotso avy agny an-dagnitra. Ho tonga miaraka amin'ny feo mafy be Izy, miaraka amin'ny feon'ny Arkanjely, sady miaraka amin'ny trômpetra an'Andriamanitra, ka ny maty ao amin'ny Kristy no hitsangana voalohany. Aviteo atsena zay velona, zay sisa tafapetraka, hiaraka hiakatra amin'iregny egny amin'ny rahogna ka hifankahita amin'ny Tompo egny amin'ny habakabaka. \ No newline at end of file +Fa ny tegnan'ny Tompo no hijotso avy agny an-dagnitra. Ho tonga miaraka amin'ny feo mafy be Izy, miaraka amin'ny feon'ny Arkanjely, sady miaraka amin'ny trômpetra an'Andriamanitra, ka ny maty ao amin'ny Kristy no hitsangana voalohany. Aviteo atsena zay velona, zay sisa tafapetraka, hiaraka hiakatra amin'iregny egny amin'ny rahogna ka hifankahita amin'ny Tompo egny amin'ny habakabaka. Amin'ny zany de hiaraka ny Tompo mandrakizay atsena. Noho zany, mifampahereza amin'zany te \ No newline at end of file