From cecae6f8ecae118325217c3fc464ae3a126aee31 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD100 <> Date: Thu, 24 Oct 2019 04:48:53 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 02/07.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/02/07.txt b/02/07.txt index 25dcf06..be31a07 100644 --- a/02/07.txt +++ b/02/07.txt @@ -1 +1 @@ -Fa koja, zahay de tsotra taminareo ôtra ny Endry mampahery ny zanagny nateragny. [Fagnamarinana: iregny dikan-teny hafa sanagny de mivaky ôtrany zao: "Fa koja, zahay de ôtrany zazabitaka taminareo, ndreka nampahery ny zanagny nateragny ny Endriny."] De kara zany no nanagnanay fitiavana anareo. Faly zahay magnome anareo, tsy ny filazantsara an'Andriamanitra fotsiny, fa ny fiaignanay manokana my koa. Satria anareo de nanjary tena tenay be. Satria tadidinareo, ry rahalay, ny asanay sy ny faharerahanay. Andro aman'alina no niasanay mba tsy hampitondra enta-mavesatra \ No newline at end of file +Fa koja, zahay de tsotra taminareo ôtra ny Endry mampahery ny zanagny nateragny. [Fagnamarinana: iregny dikan-teny hafa sanagny de mivaky ôtrany zao: "Fa koja, zahay de ôtrany zazabitaka taminareo, ndreka nampahery ny zanagny nateragny ny Endriny."] De kara zany no nanagnanay fitiavana anareo. Faly zahay magnome anareo, tsy ny filazantsara an'Andriamanitra fotsiny, fa ny fiaignanay manokana my koa. Satria anareo de nanjary tena tenay be. Satria tadidinareo, ry rahalay, ny asanay sy ny faharerahanay. Andro aman'alina no niasanay mba tsy hampanahirana ny raika aminareo. \ No newline at end of file