auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-24 04:48:53 -04:00 committed by root
parent 436f146079
commit a5e105a407
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa koja, zahay de tsotra taminareo ôtra ny Endry mampahery ny zanagny nateragny. [Fagnamarinana: iregny dikan-teny hafa sanagny de mivaky ôtrany zao: "Fa koja, zahay de ôtrany zazabitaka taminareo, ndreka nampahery ny zanagny nateragny ny Endriny."] De kara zany no nanagnanay fitiavana anareo. Faly zahay magnome anareo, tsy ny filazantsara an'Andriamanitra fotsiny, fa ny fiaignanay manokana my koa. Satria anareo de nanjary tena tenay be. Satria tadidinareo, ry rahalay,
Fa koja, zahay de tsotra taminareo ôtra ny Endry mampahery ny zanagny nateragny. [Fagnamarinana: iregny dikan-teny hafa sanagny de mivaky ôtrany zao: "Fa koja, zahay de ôtrany zazabitaka taminareo, ndreka nampahery ny zanagny nateragny ny Endriny."] De kara zany no nanagnanay fitiavana anareo. Faly zahay magnome anareo, tsy ny filazantsara an'Andriamanitra fotsiny, fa ny fiaignanay manokana my koa. Satria anareo de nanjary tena tenay be. Satria tadidinareo, ry rahalay, ny asanay sy ny faharerahanay.