auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-24 04:48:53 -04:00 committed by root
parent 048f49b86d
commit 7011c38a72
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tamin'ny zany, ndreka tsy afaka niaritra an'zany koa zahay, de neveranay fa tsara ny mipetraka raika tagny Atena. Nagniraka an'i Timoty zahay, rahalainay sady mpiara-miasa ho an'Andriamanitra ao amin'ny filazantsaran'i Kristy, mba hampatanjaka sy hampahery amin'ny finoanareo. [Fagnamarinana: Ny dikan-teny sanagny taloha de mivaky hoe: "Nagniraka an'i Timoty zahay, rahalainay sady mpanompon'Andriamanitra ao amin'ny filazantsaran'i Kristy."] Namboarinay zany mba tsy hisy olona taitra noho iregny
Tamin'ny zany, ndreka tsy afaka niaritra an'zany koa zahay, de neveranay fa tsara ny mipetraka raika tagny Atena. Nagniraka an'i Timoty zahay, rahalainay sady mpiara-miasa ho an'Andriamanitra ao amin'ny filazantsaran'i Kristy, mba hampatanjaka sy hampahery amin'ny finoanareo. [Fagnamarinana: Ny dikan-teny sanagny taloha de mivaky hoe: "Nagniraka an'i Timoty zahay, rahalainay sady mpanompon'Andriamanitra ao amin'ny filazantsaran'i Kristy."] Namboarinay zany mba tsy hisy olona taitra noho iregny fijaliana iregny. Fa ny tegnanareo de mahalala fa zany