auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-25 04:42:42 -04:00 committed by root
parent 916d2ee8a4
commit 2d992218e6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa anareo, ry rahalay, de tsy agnatiny haizigna ka hagnatratra anareo tampoka kara ny mpangalatra amin'ny atoandro zany. Fa anareo ndreka de zanaky ny mazava sy zanaky ny atoandro. Noho ny zany, andao atsena tsy hoandry kara ny famboarin'ny sanagny. Fa atsena koja, aoka hiambina sy hamehi-tegna. Fa iary zareo zay mandry de magnano an'zany amin'ny alina, ka iary zareo mamo de magnano an'zany my koa amin'ny alina.
\v 4 Fa anareo, ry rahalay, de tsy agnatiny haizigna ka hagnatratra anareo tampoka kara ny mpangalatra amin'ny atoandro zany. \v 5 Fa anareo ndreka de zanaky ny mazava sy zanaky ny atoandro.\v 6 Noho ny zany, andao atsena tsy hoandry kara ny famboarin'ny sanagny. Fa atsena koja, aoka hitandrina sy hamehy tegna. Fa iary zareo zay mandry de magnano an'zany\v 7 amin'ny alina, ka iary zareo mamo de magnano an'zany my koa amin'ny alina.