-x-antambahoaka_1th_text_reg/02/01.txt

1 line
267 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-24 09:27:06 +00:00
\v 1 Fa ny tegnanareo de mahafantatra, ry rahalay, ny fatongavanay teto aminareo de tsy fôgna. \v 2 Lalanareo fa tagny aloha de nijaly sy nalaina baraka tagny Filipy zahay. Izahay de nasay hizaka ny Filazantsaran'Andriamanitray taminareo tagnatiny fanoherana lehibe.