1 line
385 B
Plaintext
1 line
385 B
Plaintext
\v 1 Paoly, Silasy, de Timoty ho an'ny fiangonan'iary zareo Tesaloniana ao amin'Andriamanitra Ray sy amin'i Jesôsy Kristy Tompo. Engany anie ka ho tonga aminareo ny fahasoavana amban'ny fiadanana. [Fagnamarinan: Amin'ny dikan-teny sasasgny taloha de karan'izao: "Engany anie ka ho Tonga aminareo ny fahasoavana amban'ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Ray sy Jesôsy Kristy Tompo".] |