auto save
This commit is contained in:
parent
ec7e098067
commit
d282c53994
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Momban'ny fifankatiavan'ny mpirahalay, tsy ilanareo olon-kafa ny hanoratra an'zany ho anareo, fa ny tegnanareo de nampian'Andriamanitra mba hifankatia. Ataonareo tegnany zany, ho an'iregny rahalay marobe zay eragn'i Makedonia. Fa zahay de magnanatra anareo, ry rahalay, mba hagnano mihoatra. Magnanatra anareo my koa zahay mba hagnandrana hiaigna am-pilaminana, hisaigna ny asanareo manokana, sady hiasa ny tàgnanareo manokana, kara ny nandidiany anareo, hanagnanareo fitondran-tegna tsara eo agnatrehan'iregny tsy mino sady tsy hanagna raha
|
||||
\v 9 \v 12 Momban'ny fifankatiavan'ny mpirahalay, tsy ilanareo olon-kafa ny hanoratra an'zany ho anareo, fa ny tegnanareo de nampian'Andriamanitra mba hifankatia. \v 10 Ataonareo tegnany zany, ho an'iregny rahalay marobe zay eragn'i Makedonia. Fa zahay de magnanatra anareo, ry rahalay, mba hagnano mihoatra.\v 11 Magnanatra anareo my koa zahay mba hagnandrana hiaigna am-pilaminana, hisaigna ny asanareo manokana, sady hiasa ny tàgnanareo manokana, kara ny nandidiany anareo, hanagnanareo fitondran-tegna tsara eo agnatrehan'iregny tsy mino sady tsy hanagna raha mampanahirana.
|
Loading…
Reference in New Issue