From 7baa5d8213db57e9b54ce5cc08ce34d46e7b6719 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD100 <> Date: Thu, 24 Oct 2019 04:48:53 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 02/17.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/02/17.txt b/02/17.txt index 27b7a7d..12c2166 100644 --- a/02/17.txt +++ b/02/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 19 \v 20 Tafasaraka taminareo zahay, ry rahalay, nandritry ny fôtona fohika, tamin'ny\v 18 fagnatrehana tsy tamin'ny fo. Tena nazoto be zahay, nagniry be, ny hahita ny tegnareo. Satria nagniry ny ho agny aminareo zahay, izaho, Paoly, matetika, anefa nanakana anay i Satana. Fa ino ma fagnantegnananay amin'ny ho avy, na fifaliana, na satroboninahitry ny fandresena eo agnatrehan'i Jesôsy Tompntsika amin'ny fihaviany? Moa tsy kara sanagny my koa va anareo? anareo no voninahitray sady fifalianay. \ No newline at end of file +\v 17 Tafasaraka taminareo zahay, ry rahalay, nandritry ny fôtona fohika, tamin'ny fagnatrehana tsy tamin'ny fo. Tena nazoto \v 18 be zahay, nagniry be, ny hahita ny tegnareo. Satria nagniry ny ho agny aminareo zahay, izaho, Paoly, matetika, anefa nanakana anay i Satana. \v 19 Fa ino ma fagnantegnananay amin'ny ho avy, na fifaliana, na satroboninahitry ny fandresena eo agnatrehan'i Jesôsy Tompntsika amin'ny fihaviany? \v 20 Moa tsy kara ny sanagny my koa va anareo? anareo no voninahitray sady fifalianay. \ No newline at end of file