auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-25 04:37:42 -04:00 committed by root
parent 98e9856025
commit 6b52292e9a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa anareo, ry rahalay, de tsy agnatiny haizigna ka hagnatratra anareo tampoka kara ny mpangalatra amin'ny atoandro zany. Fa anareo ndreka de zanaky ny mazava sy zanaky ny atoandro. Noho ny zany, andao atsena tsy hoandry kara ny famboarin'ny sanagny. Fa atsena koja, aoka hiambina sy hahonon-tegna. Fa anareo, ry rahalay, de tsy agnatiny haizigna ka hagnatratra anareo tampoka kara ny mpangalatra amin'ny atoandro zany. Fa anareo ndreka de zanaky ny mazava sy zanaky ny atoandro. Noho ny zany, andao atsena tsy hoandry kara ny famboarin'ny sanagny. Fa atsena koja, aoka hiambina sy hahonon-tegna. Fa iary zareo zay mandry