xmw_jhn_text_reg/21/10.txt

1 line
244 B
Plaintext

\v 10 Hoizy Jesôsy taminjareo: "Mindaisa hazandrano fôntrifôntry amin'ny reo voh hazonare teo." \v 11 Ary nakatra Simona Petera kay nanintogno an-tany ny harato, zay feno hazandrano gaida; 153. Taigna fôntry, kanaifa tsy triaka lehy harato.