xmw_jhn_text_reg/20/16.txt

1 line
542 B
Plaintext

\v 16 Hoizy Jesôsy taminazy: "Maria." Nitodiky izy, ary nivaolagna tamin'ny vaolagna Hebreo: "Rabôny" (zay midika hoe: "Mpampianatra.") \v 17 Hoizy Jesôsy taminazy: "Aza mikasiky Zaho, fao tsy mbôla nakatra akagny amin'ny Iada Zaho, fao mandihana akagny amin'ny reo rahalahiky aveo volagno zareo fao hakatra akagny amin'ny Iadako ndraiky Iadanareo Zaho, ary ny Zagnaharianaha ndraiky Zagnaharinareo." \v 18 Nandaiha Maria Magdalenina ary nivaolagna reo mpianatra nagnanjao: "Nahita Tompo zaho," aveo reo raha reo no nikoragniny taminazy.