xmw_jhn_text_reg/20/11.txt

1 line
445 B
Plaintext

\v 11 Fao Maria nitsangagna nitomoagny tambailany fasagna. Koa izy nitomoagny igny, dia nondriky tamin'ny lehy fasagna. \v 12 Nahita anjely aroa magnano lamba fôtsy nipaitraka izy, ny araiky tan-andaohany, ary ny araiky tan-tongony tamin'ny lehy toairagna nambilagna vatan'i Jesôsy. \v 13 Hoizy zareo taminazy, "Ravehivavy, nagnino anao mitomoagny?" Hoizy izy taminjareo: "Satria nindesinjareo ny Tompoko, ary tsy haiky zay nambilanjareo Azy."