Tue Jul 20 2021 11:21:25 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-20 11:21:26 -04:00
parent 2af0d649cb
commit ce7d4c0705
4 changed files with 3 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 38 Pilato nivaolagna taminazy nagnanjao: "Ino no atao hoe marigny?" Koafa avy nivaolagna zany izy, niboaka indraiky aveo nivaolagna tamin-jareo nagnanjao: "Tsy mahita heloko amin'tô lalahy tô zaho.\v 39 Fao areo managna fomba zay hagnahafako ôlogno araiky ho aminareo amin'ny Paska. Noho zany tianareo moa ny hagnahafako aminareo ny mpanjakan'ny Jiosy "\v 40 Avakeo reo nangaingaiky mafy indraiky zareo aveo nivaolagna nagnanjao: "Tsy lalahy io, fao Barabasy." Ary Barabasy mpangalatra.
\v 38 Pilato nivaolagna taminazy nagnanjao: "Ino no atao hoe marigny?" Koafa avy nivaolagna zany izy, niboaka indraiky aveo nivaolagna tamin-jareo nagnanjao: "Tsy mahita heloko amin'tô lalahy tô zaho. \v 39 Fao areo managna fomba zay hagnahafako ôlogno araiky ho aminareo amin'ny Paska. Noho zany tianareo moa ny hagnahafako aminareo ny mpanjakan'ny Jiosy?" \v 40 Avakeo reo nangaingaiky mafy indraiky zareo aveo nivaolagna nagnanjao: "Tsy lalahy io, fao Barabasy." Ary Barabasy mpangalatra.

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Aveo nentin'i Pilato Jesôsy kay nipipohiny. \v 2 Nandrandragna satroko fatsiky reo miaramila. Napaitraka zareo tamin'ny laohan'i Jesôsy zany aveo nampisikigny lamba vôlomparasy Azy. \v 3 Nagnatogno Azy zareo aveo nivaolagna nagnanjao: "Arahaba, manjakan'i Jiosy! " Aveo namboko Azy zareo.
\c 19 \v 1 Aveo nentin'i Pilato Jesôsy kay nipipohiny. \v 2 Nandrandragna satroko fatsiky reo miaramila. Napaitraka zareo tamin'ny laohan'i Jesôsy zany aveo nampisikigny lamba vôlomparasy Azy. \v 3 Nagnatogno Azy zareo aveo nivaolagna nagnanjao: "Arahaba, mpanjakan'i Jiosy!" Aveo namboko Azy zareo.

View File

@ -1 +1 @@
Toko faha 19
Toko Faha 19

View File

@ -377,7 +377,6 @@
"18-36",
"18-38",
"19-title",
"19-01",
"19-04",
"19-07",
"19-10",