Mon Jul 19 2021 14:02:03 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-19 14:02:04 -04:00
parent 5225aa10d4
commit b2d9020fd8
3 changed files with 2 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 26 Fao hotra ny Iada managna fiaignagna ao Aminazy, no nagnamaizany Zanaka faogna koa biaka hanagnany fiainagna ao Aminazy,\v 27 ary namaizan'ny Iadaa fahefagna hitsara ny Zanaka noho Izy Zanak'ôlogno.
\v 26 Fao hotra ny Iada managna fiaignagna ao Aminazy, no nagnamaizany Zanaka faogna koa biaka hanagnany fiainagna ao Aminazy, \v 27 ary namaizan'ny Iada fahefagna hitsara ny Zanaka noho Izy Zanak'ôlogno.

View File

@ -1 +1 @@
\v 28 Aza gaga amin'ny zany, fao avy ny andro handrignaisan'ny ôlogno jiaby agn am-pasagna ny feonazy ka\v 29 hiboaka: reo zay nagnano tsara dia hoagny amin'ny fitsanganagna ho amin'ny fiainagna, fao reo zay nagnano ratsy ndraiky dia hoagny amin'ny fitsanganagna ho amin'ny fitsaragna.
\v 28 Aza gaga amin'ny zany, fao avy ny andro handrignaisan'ny ôlogno jiaby agny am-pasagna ny feonazy ka \v 29 hiboaka: reo zay nagnano tsara dia hoagny amin'ny fitsanganagna ho amin'ny fiainagna, fao reo zay nagnano ratsy ndraiky dia hoagny amin'ny fitsanganagna ho amin'ny fitsaragna.

View File

@ -127,7 +127,6 @@
"05-24",
"05-25",
"05-26",
"05-28",
"05-30",
"05-33",
"05-36",