Tue Jul 20 2021 09:11:07 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-20 09:11:08 -04:00
parent 53c27ee113
commit 6c8a6a4609
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 54 Ary Jesôsy tsy nandaiha nibaribary tegny amin'ny reo Jiosy eky, fao niala teo Izy nandaiha amin'ny tany narikitry hefitry hoagny an-tanagna atao hoe Efraima. Ary nibidôko tao Izy ndraiky reo mpianatra.\v 55 Ary afa narikitry ny Paska ny jiosy, ary maro tam'ny reo tany ambailan'ny tanagna no nakatra tao Jerosalema alaohan'ny Paska mbô hagnadio ny haigninjareo.
\v 54 Ary Jesôsy tsy nandaiha nibaribary tegny amin'ny reo Jiosy eky, fao niala teo Izy nandaiha amin'ny tany narikitry hefitry hoagny an-tanagna atao hoe Efraima. Ary nibidôko tao Izy ndraiky reo mpianatra. \v 55 Ary afa narikitry ny Paska ny jiosy, ary maro tamin'ny reo tany ambailan'ny tanagna no nakatra tao Jerosalema alaohan'ny Paska mbô hagnadio ny haigninjareo.