Mon Jul 19 2021 15:18:07 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-19 15:18:08 -04:00
parent f385001b8b
commit 1e510d4af7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 39 Namaly zareo kay nivaolagna taminazy nagnanjao: "Abrahama iadanay." Jesôsy nivaolagna zareo: "Raha zanak'i Abrahama areo, hagnano asan'i Abrahama.\v 40 Naifa, zeo areo mitady hamono Zaho, zay lalahy nivaolagna taminareo ny marigny zay regniky tamin-Jagnahary. Abrahama tsy nagnano zany. \v 41 Areo magnano ny asan'ny iadanareo. "Hoizy zareo taminazy: "Tsy tairaka tamin'ny fijangajangagna zahay; araiky faogna Iadanay: dia Zagnahary"
\v 39 Namaly zareo kay nivaolagna taminazy nagnanjao: "Abrahama iadanay." Jesôsy nivaolagna zareo: "Raha zanak'i Abrahama areo, hagnano asan'i Abrahama. \v 40 Naifa, zeo areo mitady hamono Zaho, zay lalahy nivaolagna taminareo ny marigny zay regniky tamin-Jagnahary. Abrahama tsy nagnano zany. \v 41 Areo magnano ny asan'ny iadanareo." Hoizy zareo taminazy: "Tsy tairaka tamin'ny fijangajangagna zahay; araiky faogna Iadanay: dia Zagnahary."