txy_zec_text_reg/13/04.txt

1 line
476 B
Plaintext

\v 4Amizay andro zay gny paminany sirairay dra ho magnasy aminigny fahitany aby eo apaminania izy. Reo paminany reo dra sy hanao lamba voloy, ba hamitaha gny olo sasy. \v 5Fa gny sirairay hizaka ho: 'Sy paminany zaho! Lelahy miasa tagny zaho, akory gny tany gny lasa asako raha bo tovolahy zaho!' \v 6Fa hisy olo raiky hizaka aminazy ho: 'Ino reo rasy eo agnelagnelan'ireo sandrinao reo?' dra hamaly izy ho : 'Narasy nindray tamireo ze tao aminigny tragnon'ireo namako zaho."'