txy_zec_text_reg/13/01.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 1"Amizay andro zay dra hisy loharano hisokaky ho anigny akohonan'i Davida vo reo ponin'i Jerosalema, nohonigny fahotan'ereo vo gny sy fahaliovan'ereo. \v 2Amizay andro zay__zay gny fagnambaran'i Yaveh toponigny maro__gny hagnafoagnako gny agnaran'ireo sapy aminigny tany ba sy ho saroa sasy ereo. Hapiboaky reo maloton'ereo aminigny tany avo koa Zaho.