\v 15 Ambarao dra andeso ampaherezina reo raha reo. Magnomeza fagnisia amin'gny fahefa iaby.Ka anga hisy olo hanao sinosino anao.