auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-07-22 14:00:04 +02:00 committed by root
parent 38ed46b3d0
commit de2795ce1e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Anagny malalako, vo anazy zaho; mihina egny amin'ireo lilia amin-kafalia izy. Gny apela dra mir
\v 16 Anagny malalako, vo anazy zaho; mihina egny amin'ireo lilia amin-kafalia izy. Gny apela dra miresaky amin'gny tiany. \v 17 Mandehana, nao gny malalako, alohan'gny rivosy malefaky misioky amin'gny mangiran-drasy vo reo aloky mandalo. Mandehana, aoky hanahaky gny gazela na diera mbo tanora eo amin'ireo tendrombohisy mikitoantoa hanao.