txy_rev_text_reg/02/24.txt

1 line
285 B
Plaintext

\v 24Fa gny amindrareo ze sisa ao Tyatira, ze sy mita anizao fapenara zao aby, vo sy mahay ze tokavinigny ilany ho sain-dalik'i Satana __ Izao gny zakako amindrareo ho: "Sy vesariko eta hafa handrareo." \v 25Na izay aza, sy maisy mita fatrasy gny finoandrareo handrareo mandra-piaviko.