txy_rev_text_reg/02/14.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 14Fa mana-zaka aminao zaho: "Misy ilany amindrareo mita fatrasy gny fapenaranigny Balama, ze napianasy an'i Balaka hametraky fanafitohigna eo anoloanigny zanak'Israely, ba hihinanan'ereo gny hany natao soro ho anigny sapy dra ho fizangazanga. \v 15Manahaky anizay avo koa, misy ilany amindrareo ze mita fatrasy gny fapenaran'ireo Nikolaita.