txy_rev_text_reg/11/06.txt

1 line
424 B
Plaintext

\v 6 Reo vavolombelo reo dra mana fahefa hagnisy gny lagnisy ba sy hilasahany ora mandrisy gny andro haminanian'izy reo.Manafahefa izy reo hagnova gny rano ho lio vo hamely gny tany aminigny karazany loza aby na ombia na ombia irin'ereo. \v 7Gny ho vita gny fizaroan'izy reo vavolombelo, dra miakasy avy agny agnaty lavaky sy hita resiresy gny bibidia hialy hanohisy anazy reo. Handresy anazy reo izy dra hamono anazy reo.