txy_rev_text_reg/03/17.txt

1 line
465 B
Plaintext

\v 17 Fa hô andrareo hô: 'Mana-karena zaho,nana fitaova maro ,ka sy mila na ino na ino . ' Saiky sy fatasindrareo fa andrareo gny tena ôry ,mampahonena, mizaly , poaky sady mitazaky .\v 18 Tenoy gny torohevisiko: Miviliana volamena voalio tamign'ny afo aminahy bâ ho avy pagnarivo andrareo ,sady akazo fosy manjopiaka bâ ho afaky mampiakazo gny vatandrareo andrareo ka sy hapiboaky gny hegnasy gny fitanandrareo,dra hagnososy gny masondrareo bâ hahitandrareo.