txy_rev_text_reg/05/06.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 6 Nahita zanak'agnondry misanga eo agnelagnelan'NY seza fiandrianana vo reo raha managn'ay efasy dra eo agnevon'ereo loholona zaho. Manahaky gny olo vono izy. Nana tandroky fito voo maso fito izy;izy reo gny fagnahy fiton'Andriamanitra nalefa nanera gny tany. \v 7 Nandeha izy dra nangalaky gny horogna taratasy tegny amigny tagna-kavananigny daily izy nitoboky teo amigny seza fiandrianana.