txy_rev_text_reg/19/19.txt

1 line
446 B
Plaintext

\v 19 Nahita gny bibi-dia go reo pazakan'ny tany nindray tamigny tamin'ereo zaho. Nivavaky ereo ba hialy amigny raiky zay nitikisy gny sovala vo amigny tafiny. \v 20 Azo gny bibidia dra nindray taminazy gny paminany sandoky izay nanao reo famatara teo agnatrehany. Tamin'ireo famatara reo gny namitahany reo zay nandray gny mariky gny bibi-dia vo reo zay nanopo gny sariny. Izy ro reo dra natoraky ao agnatiny farihin'afo mirehisy solifara.