txy_rev_text_reg/04/09.txt

1 line
647 B
Plaintext

\v 9 Dre ombia dre ombia gny raha managn'ay dra hagnome voninahisy ,laza,dra fisaora agny raiky ze mipetraky eo amigny seza fiandrianana , gny raiky ze velo mandrakizay doria,\v 10 reo loholo efasy amby rôpolo dra nampiankohoky gny vatan'ereo eo anoloagn'ny raiky ze mipetraky eo amigny seza fiandrianana. Mandohaliky eo amign'ny ze velo mandrakizay doria ereo, sady nanoraky gny satro-boninahisin'ereo teo agnoloagn'ny seza fiandrianana, mazaka hô: \v 11 '' Mendriky anao,toponay vô Zagnahary, handray gny voninahisy vô gny laza sady gny hery . Fa anao gny namoro gny raha iaby,sady tamign'ny alalagn'ny sitraponao,dra nisy tinezà nereo.''