|
\v 26Hinday gny fahasoava vo gny hazan'ireo firenena ao amizay ereo, \v 27Dra sy hisy maloto hilisy ao amizay mihisy. Sy hisy na iza na iza hanao raha mahamegnasy na mamitaky hilisy ao, fa reo ze voasorasy agnara ao amigny Bokinigny zanak'agnondrinigny fiegna avo. |