txy_rev_text_reg/05/13.txt

1 line
544 B
Plaintext

\v Nahare reo raha voafora aby izay tagny an-dagnisy vo teto atany dra an-dranomasina zaho- gny raha aby tao agnatin'ireo-nizaka ho:"Ho any iray izay nitoboky eo amigny seza fiandrianana vo ho any zanak'agnondry, anie gny dera, gny laza,gny voninahisy,dra gny fahefana hikomandy, mandrakizay doria." \v 14Ireo raha-managnay efasy, nizaka ho:"Amena!"dra reo loholona niakohoky vo nivavaky.[fagnamariha:Gny sasany amin'ereo dika-zaka taloha dra mivaky ho:"Ireo loholo ro amby efa polo dra niakohoky vo nanompo any izay velo mandrakizay doria."]