txy_rev_text_reg/07/11.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 11 Gny azeliny any nisanga magnodidy gny seza fiandriana vô magnodidy reo loholo vô gny raha-managnay efasy ,dra ereo dra napandohaliky gny tavan'ereo teo alohany seza fiandriana. Nivavaky tamin'Agnahary ereo \v 12 nanao hô :'' Ameny !Dera ,voninahisy ,fahendrena,fisaora,fahefa,dra gny hery anie ho an'agnaharisika mandrakizay doria! ameny !''