txy_rev_text_reg/21/23.txt

1 line
513 B
Plaintext

\v 23Gny tana dra sy mitalia masoandro na vola ba namirapirasy amizay satria gny voninahin'Izagnahary dra namirapirasy taminazy, dra gny zanak'agnondry gny lion'izay. \v24 Handeha amigny fahazavan'izay tana izay reo firenena.Gny pazakany tang dra hinday gny fahasoavan'gny reo ho ao amizay. (Fagnamariha: Gny atota-taratasy taloha sasany dra mivaky ho:" Ireo firenena izay voavozy dra handeha amigny fahazavan'izay tana izay.") \v25 Sy hivily reo vavahadin'izay mandrisy gny andro, dra sy hisy hariva agny.