txy_rev_text_reg/20/11.txt

1 line
429 B
Plaintext

\v 11Dra nahita seza fiandrianana fosy lahibe zaho vo gny nitobohany eo agnabony. Gny tany vo gny lagnisy dra nandososy gny agnatrehany, kanefa sy misy toera andehanan'ereo. \v 12Nahita gny maty zaho__ gny lahibe dra gny masaisaiky__nisanga eo alohany seza fiandrianana, dra nibelariny ereo boky. Dra jisy boky raiky nibelariny__Gny Bokin'ny fiegna. Gny maty dra nizarany araky zay voasorasy ao amin'ereo boky, araky reo asany.