txy_rev_text_reg/20/09.txt

1 line
365 B
Plaintext

\v 9Niakasy eo agnabon'NY tany lemaky ereo dra nagnodidy gny tanin'ereo pino, gny tana malala. Nefa nisy afo nizoso avy tagny an-dagnisy dra nandroaky anazy reo. \v 10Gny debolt, say namitaky anazy , era natoraky ao amigny farihy afo solifara, toera zay hanorasy gny bibi-dia vo gny paminany sandoky. Dra hapizaly andro amihariva mandrakizay dra mandrakizay ereo.