txy_rev_text_reg/20/05.txt

1 line
312 B
Plaintext

\v 5Gny Amin'ireo maty dra sy velo mandra-pahatapisy gny arivo tao. Izay gny fisanganany volohany. \v 6Sambasy dra masy zay olo mana azara amigny fisangana volohany! Eo agnatrehaizay dra sy mana-kery gny faty faharo. Ereo dra ho pisoro an'i Zagnahary vo Kristy dra hazaka mindray aminazy mandrisy gny arivo tao.