txy_rev_text_reg/20/04.txt

1 line
471 B
Plaintext

\v 4Dra nahita seza fiandrianana maro zaho. Nitoboky eo agnabony reo zay name fahefana misara. Nahita gny fagnahin'ireo zay nitapahin-Doha zaho gny fizoroany vavolombelo mahakasiky an'i Jesosy dra nohon'ny zakan'i Zagnahary. Sy nandohaliky tamigny bibi-dia na tamigny sarin'NY izy reo, dra ereo dra nanda gny hangalaky gny mariky gny bibi-dia teo amigny handriany na teo amigny tagnany. Avy velo ndraiky ereo, dra nazaka nindray tamin'i Kristy nandrisigny arivo tao.